• Alarobia 16 Febroary 2022
Any Ivelany.UKRAINE NAFINDRAN’I ETAZONIA NY MASOIVOHONY

Nanapa-kevitra nanakisaka vonjimaika ny Masoivohony tao Kiev ho any andrefan’i Ukraine any Lviv manakaiky an’i Pologne ny Amerikanina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Febroary 2022
Any Ivelany.KRIZIN’I UKRAINE MBOLA SAROTRA HITA NY VAHAOLANA

Mbola mafana hatreto ny fifanolan’i Rosia sy ireo firenena tandrefana momba ny toe-draharaha ao Ukraine.Efa nihaona tamin’ny filoha Rosiana Vladimir Poutine ny filoha Frantsay Emmanuel Macron,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Novambra 2021
Any Ivelany.Fahamaizana sesilany Nirehitra hatramin’ny fananan’ny Amiraly

May ny faritry tanin'ny Filoha teo aloha efa nodimandry Amiraly Didier Ratsiraka ao Antanagnambo Toamasina, araka ny vaovao azo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Novambra 2021
Any Ivelany.ETHIOPIE RAIKITRA NY ADY AN-TRANO

Mikorontana sy karazan’ny efa tafiditra ao anatin’ny ady an-trano I Ethiopie amin’izao fotoana izao. Voatery nandray fanapahan-kevitra ny Governemanta tarihin’ny Praiminisitra Abiy Ahmed.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Oktobra 2021
Any Ivelany.YEMEN MPIOKO 260 MATY NANDRITRA NY 3 ANDRO

Mpioho Houthis manodidina ny 260 no maty tany Yémen tao anatin’ny 3 andro monja ny faran’ny herinandro teo tany amin’ny faritr’I Marib, tanàna stratejika any amin’ny tapany antsinanan’ity firenena ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Septambra 2021
Any Ivelany.Emmanuel Macron Tsy namonjy ny fivoriamben’ny ONU

Handefa kabary efa voavoatra mialoha, fa tsy ho avy hanatrika ny fivoriam-be faha-76 eo anivon’ny Firenena Mikambana any Etazonia ny Filoha Frantsay Emmanuel Macron.

Hamaky ny tohiny
FTT